Ambatondrazaka: Vehivavy naolana, avy eo novonoina

  • mardi, 12 décembre 2017 21:38
  • Britto

Vehivavy iray sahabo ho 35 taona, mpivarotra saribao mandehandeha amin'ny bisikilety no maty nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ny sabotsy lasa teo saingy omaly vao hita ny razana.

Nividy siramamy sy kafe tao Antsenandrabary izy, ary nandeha nody tany Ilafy no nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ; sady voaolana no voarasarasa ny antsy ny vatany, avy eo dia natsipy anaty lavaka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.