Antsiranana: Olona fito maty vokatry ny fihinanana trondro “sardine”

  • vendredi, 08 décembre 2017 19:09
  • Zakaria

Namono olona ny hazandranomasina. Androany izao dia olona miisa 7 hatreto no namoy ny ainy vokatry ny fihinanana ireny trondro madinika atao hoe : “sardine” ireny. Olona miisa 14 ihany koa no mbola tsaboina eny amin’ny hopital amin’izao. Tarehimarika vonjimaika ireo.

Avy any Ramena ireto hazandranomasina misy poizina namono olona ireto, no namidin'olona teto Antsiranana izao namono olona izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.