Anosikely: Fihaonana teo anivon'ny governemanta sy ny loholona

  • vendredi, 08 décembre 2017 08:26
  • Tigre
  • Sary Njaka

Notanterahana tetsy amin'ny Antenimieran-doholona Anosy omaly alakamisy 07 desambra ny fihaonana teo anivon'ny governemanta sy ny loholona, ka nisy araka izany ny tatitra nataon'ireo loholona.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.