Tanambe-Amparafaravola: Maty voatifitry ny Zandary i Lepapa

  • jeudi, 07 décembre 2017 21:52
  • Britto

Jiolahy raindahiny amin'ny halatr'omby i Lepapa. Tratehaky ny Zandary tao Ambodimangagisa, Kaominina Beanana izy. Nisy ny fifandonana nandritra ny fisamborana azy androany maraina ka tamin'izany izy no lavon'ny balan'ny Zandary avy ao Tanambe tonga hisambotra azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa