Trangam-piarahamonina: Zazalahy « classe de 3ème » nosamborina tao am-pianarana

  • vendredi, 10 novembre 2017 08:22
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Nandroba mpivarotra tsy lavitra ny vavahadin’ny sekoly, izay ianarany ity tovolahy kely, vao 14 taona ity, ka lasany tamin’izany ny poketra mena niaraka tamin’ny vola 56.000 Ariary.

Nisy nahatadidy ny tarehiny ka nisy nampandre ny Police Municipale. Raikitra avy hatrany ny tsongodia ka teo no nahatratrarana ity zazalahy ity tao ampianarana.

Natolotra ny mpitandro filaminana izay hanohy ny famotorana izy taorian’izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa