Hopitalin’ny pesta Ambohimiandra: Efa miha-vitsy ireo marary tsaboina ao

  • mercredi, 08 novembre 2017 21:34
  • Britto
  • Sary nomena

Nanatitra bodofotsy ho an’ireo mararin’ny valan’aretina pesta teny amin’ny hopitaly Ambohimiandra – Antananarivo ny sampana misahana ny fahasalamana avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra omaly alarobia 08 novambra 2017.

Efa miha-vitsy ireo marary tsaboina ao amin’ity hopitalin’ny pesta Ambohimiandra eny amin’ny Boriborintany faharoa ity.

 

Commentaires (112)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.