Fianarantsoa: Nizotra tsy misy tomìka ny fiverenana an-tsekoly

  • lundi, 06 novembre 2017 17:10
  • Britto

Narahana fampitana toromarika tamin'ny ray aman-dreny ireo fepetra ara-pahasalamana ho fiatrehana ny pesta eny an-tsekoly.

Nankinina amin'izy ireo ny fitazonana ny zaza mafampana any an-trano mba tsy hamonjy toeram-pianarana raha miseho izany.

Tsy nahenoana tranga pesta vaovao ny datin'ny 05 novambra mialoha io fiverenana an-tsekoly io. 2 sisa no olona manaraka fitsaboana izany eto Matsiatra Ambony dia ao Ambalavao sy Vohibato izany.

 

Commentaires (100)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.