Vohiposa RN7: Haverina ato anatin'ny 24 ora ny fifamoivozana

  • lundi, 18 septembre 2017 14:16
  • Zakaria
  • Sary nomena

Mandroso ny asa hamerenana ato anatin’ny 24ora ny fifamoivozana amin’ny lalam-pirenena faha-7, vokatry ny fahatapahan’ny tetezana tao Vohiposa. Mifanome tanana amin’izany ny Ministeran'ny Asa Vaventy sy ny Vondrona Eorôpeana ary ny ARM.

 

Commentaires (30)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.