Amparafaravola: Manamboatra toby fiantsonan’ny taksiborosy

  • jeudi, 14 septembre 2017 15:21
  • Zakaria
  • Sary nomena

Manomboka ankehitriny ny asa fanamboarana ny toby fiantsonana ho an’ny taksiborosy mampitohy an’Amparafaravola, Faritra Alaotra amin’Antananarivo Renivohitra. Asa izay iantohan’ny Kaominina madiodio.

 

Commentaires (119)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.