Fianarantsoa: Sekoly tsy manana alalana hisokatra nefa mandray mpianatra

  • mercredi, 13 septembre 2017 13:55
  • Britto

Miisa 5 izy ireo ao anatin’ny DREN Matsiatra Ambony, samy amin’ny ambaratonga fototra, ka ny sasany ao anatin’ny Cisco Ambalavao, ny sasany eto Fianarantsoa, no fantatra fa tsy nahazo alalana fisokafana nefa mbola mandray mpianatra ihany amin’ity taom-pianarana hanomboka ity.

Milaza ny handray fepetra momba izany ny DREN eto an-toerana.

 

Commentaires (41)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa