Ambohimanambola: Mitohy ny fitsaboana eny amin'ny hopitaly

  • mercredi, 30 août 2017 15:46
  • Tigre
  • Sary Njaka

Iray izao no fantatra fa maty tamin'ny fipoahana milina tao amin'ny orin'asa OTI na Ouvrages Travaux Industriels, enina maratra mafy eny amin'ny hopitaly, ny efatra eny amin'ny HJRA Ampefiloha, ary telo kosa dia eny amin'ny clinique Ilafy, izay ny iray tamin'ireo farany no maty.

 

Commentaires (114)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.