Mahajanga: Sivy vavy mpanao sport scolaire nihetsika ambalavelona tampoka

  • lundi, 21 août 2017 22:43
  • Zakaria

Mpianatra avy any Vakinankaratra ireto nihetsika ambalavelona ireto io hariva io tokony ho tamin'ny 7 ora tao amin'ny Lycée Philibert Tsiranana.

Nentina ao amin'ny Fiangonana Loterana Tsaramandroso Ambony izy ireo ivavahana handroahana ny fanahy ratsy.

 

Commentaires (192)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.