Antsirabe: Mampiantrano fivoriamben'ireo Ben'ny tanàna an-tanandehibe

  • jeudi, 17 août 2017 20:48
  • Britto
  • Sary Sobika Antsirabe

Tontosaina eto Antsirabe mandritra ny roa andro manomboka androany 17 aogositra ny fivoriamben'ireo Ben'ny tanana an-tanandehibe. Ankoatra ireo tanandehibe miisa 10 eto Madagasikara dia isan'ny vahiny tonga miatrika ity fivoriana ity ny Ben'ny tanana avy any Rwanda sy ny nosy Seychelles.

 

Commentaires (124)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.