Ankazobe: Iantohan'ny Fanjakana ny fitsaboana

  • mardi, 01 août 2017 21:23
  • Tigre
  • Sary Njaka

Tonga teny amin'ny hopitaly HJRA, notarihan'ny Filoham-pirenena ireo tompon'andraikim-panjakana isa-tsokajiny. Fantatra tamin'izany fa raisin'ny fanjakana an-tanana ny lany rehetra amin'ny fitsaboana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.