Lozam-piarakodia Ankazobe: Nitondra ny anjarabirikiny ny Mapar

  • mardi, 01 août 2017 21:20
  • Tigre
  • Sary nomena

Manoloana ny voina lehibe nahazo ireto tanora tamin'ny lozam-piarakodia teny Ankazobe, dia tonga namangy ireo niaram-boina sy nitondra ny anjara birikiny hanampiana ny fianakaviana ny Vondrona Mapar.

 

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.