Ivandry: Nampiandry ny PM, lasa fotoan-gasy, nitsirara i Honoré Rakotomanana

  • vendredi, 14 juillet 2017 17:40
  • Tigre
  • Sary Njaka

Tafiditra tao anatin’ny lanona fankalazana ny fahaleovan-tenan’ny firenena frantsay, nizara karatra noho ny fahatarana teo amin’ny fiandrasana ny Praiministra lehiben’ny governemanta Malagasy ny filohan’ny Antenimieran-doholona Andriamatoa Honoré RAKOTOMANANA.

Noho ny hain’andro migaina sy noho ny fahalebiazana dia safotra araka izany ity farany. Tafahoatra ny fotoana tokony nifanomezana teo amin’ireo vahiny frantsay sy ny solon-tenam-panjakana izay niandrasana ora maromaro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa