BEPC 2017: 63,52% ny taham-pahafahana tato amin'ny CISCO Antsiranana II

  • mardi, 11 juillet 2017 21:06
  • Britto

Nivoaka io hariva io ny voka-panadinana BEPC tato amin'ny fari-piadidiam-pampianarana Antsiranana II. 1015 tamin'ireo mpiadina niisa1699 voasoratra anarana no afaka soa amantsara, raha 101 no tsy niatrika fanadinana.

63,52% ny salam-pahafahana tamin'ity 2017 ity, raha toa ka 44% teo ho eo tamin'ny taon-dasa. 09/20 ny salanisa nifanarahan'ny mpitsara fa hafahana fanadinana tamin'ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa