Fianarantsoa: Mitokona ny SMM eto an-toerana

  • mardi, 11 juillet 2017 20:21
  • Britto
  • Sary nomena

Manomboka ity andron'ny 11 jolay ity izany ka haharitra herinandro raha ny voalazan'ny mpikambana.

Misy fiatraikany eo amin'ny fiandreketan-draharaha izany toy ny raharaha manodidina ny ambin-tany nanorenana ny trano mora izay tokony hiakatra fitsarana ny 12 jolay.

Nanaraka an'ity fitokonana ity ireo sampam-pitsarana manerana ny Nosy, sy ireo Fitsarana ambony enina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa