RN13: Taksiborosy voatafika, mpandeha iray maty voatifitra, maro ireo naratra

  • lundi, 10 juillet 2017 19:46
  • Britto

Androany tokony ho tamin'ny 11ora atoandro no nitrangan'ity fanafihan-dahalo ity, 25km miala an'Ihosy. Taksiborosy nitondra mpandeha avy ao Ihosy hiazo an'i Betroka no lasibatry ny tifitra variraraka. Vokany, mpandeha iray maty voatifitra, ary maro ireo naratra. Rotiky ny bala ny fiara.

(Sary Fb)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa