Befandriana Atsimo: Vatosoa an-jatony taonina isam-bolana no lasan’ny Sinoa

  • lundi, 10 juillet 2017 06:20
  • Britto
  • Sary Sobika Morombe

Vidian’ny Sinoa amin’ny vidiny mora ireo vato sarobidy toy ny “agate” aty Befandriana Atsimo, Distrikan’i Morombe, Faritra atsimo andrefana.

An-jatony taonina isam-bolana no mivoaka nefa tsy misitraka tamberimbidy ny Kaominina iaingany fa jerem-potsiny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa