Farihin'Alaotra : Fariparitan’ny olona atao tanimbary

  • jeudi, 18 mai 2017 18:48
  • Britto

Mihapotika ny lalampiharina jono aty Alaotra. 90% no potika amin'izao fotoana izao, hoy ireo mpanjono mivelona amin’io asa io ao Ambatosoratra, izay naneho ny hakivian’izy ireo an-taratasy nentina hanairana ireo manampahefana isan-tsokajiny.

Nohamafisin’izy ireo fa manoloana izao fanimbana ny tontolo iainana izao, dia alaim-panahy izy ireo hiova fihariana hafa dia ny fambolena ka hozaraina amin'ny mpanjono ny farihan'Alaotra hatao tanimbary.

 

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa