OTIV Boeny : Nametraka fitoriana eny amin’ny Bianco ireo mpikambana

  • mercredi, 17 mai 2017 22:03
  • Britto

Dingana maro no efa nataon’ireo mpikambana ao amin,ny OTIV Boeny tamin’ny tsy fahazoan’izy ireo ny volany ao amin’ity banky mpampidram-bola ity, izay mikatona amin’izao fotoana izao.

Tonga hatrany amin’ny Fitsarana Tampony ny fitoriana. Nametraka fitoriana teny amin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na Bianco ihany koa izy ireo ankehitriny mba hanaovana ny fanadihadiana manokana mikasika ity raharaha ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa