Antsalova : Vehivavy iray mpampianatra nataon’ny dahalo takalonaina

  • mercredi, 17 mai 2017 21:53
  • Britto

Mafampana ny asan-dahalo aty Antsalova. Nanafika olona nitondra entana tamin’ny sarety avy any Ambalakazaha Bemamba hiazo an’Antsalova izy ireo omaly.

Nataon’ireo dahalo takalonaina nandritra izany ny vehivavy iray mpampianatra, sady tompon'entana. Navotsotr’izy ireo ilay ramatoa mpampianatra rehefa nahazoany vola roa hetsy sy finday telo. Lasan’ireo dahalo ihany koa ny omby sarety miisa efatra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa