Fianarantsoa : Fiara fitateram-bahoaka roa nifandona

  • mardi, 16 mai 2017 22:04
  • Britto

Nitrangàna lozam-pifamoivoizana vokatry ny olana teo amin'ny hisatra ny marain'ity talata 16 mey ity. Teo amin'ny fiolanana teo Ambanimaso no nisehoan'izany. Fiara mitatitra olona mifanatrika amin'ny lalana midina misy hantsana eo amin'ny sisiny ireo niharan-doza ireo. Naratra ny mpandeha miisa 6 tao anatin'izany.

Mitohy hatrany ireo fisavàna tanterahin'ny Polisy eo amin'ny resaka fivezivezen'ny fiara sy ny fampiasana ny lalana saingy mahita hirika hitaterana foana ireo tompon'ny fiara na dia tsy tomombana aza ny lafiny ara-teknika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa