TGV Boeny : Hiara-hankalaza ny taona vaovao

  • mardi, 16 mai 2017 12:18
  • Britto

Hifamontoana ao aminy lapaben'ny Sebam Antanimalandy ny TGV Boeny amin’ny sabotsy 20 mey izao hankalaza ny taona vaovao 2017, araka ny fampahafantarana nataon’ny solombavam-bahoaka Rahantanirina Lalao na i Ninah nandritra ny fihaonan'ireo mpikatroka TGV eto Mahajanga tao Betamango ny sabotsy 13 mey teo.

Diabe hamakivaky ny tanàna miaraka amin'ireo salovana (lambahoany) mitovy loko famantarana ny TGV no hisantarana ny fety.

Hanafana ny lanonana ny mpanakanto kalaza toa an’i Rossy, Tsiliva.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa