Côte d'Ivoire: Mirefotra ny basy

  • lundi, 15 mai 2017 15:09
  • Tigre
  • Sary France 24 omaly alahady

Mitaky ny fanampi-karama (prime) efa ho amam-bolana ireto miaramila, fa tsy misy mihaino.

Nanapa-kevitry izy ireo ny hitaky izany amin-kery ka dia nirefodrefotra ny basy sy ny fitaovam-piadiana mavesatra ao Bouaké sy Abidjan, renivohitry Côte d'Ivoire.

Niatrana ireo miaramila manohana ny fitondrana.

Ahiana ny fifandonana amin'ireo samy mitam-basy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa