Mahajanga : Telo mianadahy saron’ny Polisy niaraka tamin’ny rongony 16 fatorana

  • dimanche, 14 mai 2017 17:48
  • Britto
  • Sary Sobika Mahajanga

Avy any Antsohihy ireto rongony ireto no saron’ny Polisy ny harivan’ny alarobia teo teny amin’ny toby fiantsonana rehefa nahazo loharanom-baovao avy amin’ny tsara sitrapo.

Avy hatrany dia nosamborina ny mpamily sy ny mpanampy azy ary zazavavy kely iray 16 taona ary mbola mpianatra, izay nitsena ny entana.

Karohina ihany koa ny renin’ilay zaza raha ny fanazavan’ny Kaomisera Rakoto Thomas Richard.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa