Ambondrona: Niredareda ny trano

  • mercredi, 19 avril 2017 21:33
  • Tigre
  • Sary Njaka

Niredareda ny tranon’olon-tsotra teny amin’ny faritra manodidina an’Ambondrona io maraina io, tsy fantatra mazava izay nahatonga ny fahamaizana fa dia efa ny olona nijery ny afo milelalela tazana teny.

Minitra vitsy monja anefa dia efa maty ilay afo fa dia voavonjin’ireo mpiara monina ihany na dia efa tonga tara aza ireo mpamonjy voina.

Ity tokoa zany no tonga amin’ilay fitenenana hoe « May Ambondrona ».

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa