Sambava : Misavorovoro ao amin'ny Cisco

  • mercredi, 19 avril 2017 20:00
  • Britto

Fahaverezana ordinatera tao amin'ny toeram-piasana no fototry ny olana. Nitondra ny raharaha teny amin'ny mpitandro ny filaminana ny sefo Cisco.

Mpiasa miisa sivy no natao famotorana, avy eo natolotra ny Fampanoavana. Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa izy ireo, miandry fitsarana amin'ny 6 jolay 2017.

Raisin'ny mpiasa ho fanendrikendrehana no natao amin'ny mpiara-miasa amin'izy ireo. Nisy ny petadrindrina eo amin'ny biraon'ny Cisco, filazana fanairana ka mila andraisana fepetra haingana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa