Sambava : Olona iray hita faty, voatifitra, teo amin’ny tokontany malalaky ny EPP Antanifotsy

  • mardi, 18 avril 2017 13:54
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Akory ny hatairan’ny mponina raha nahita faty nitsirara tamin’ny tany io maraina io. Nahitana ratra noho ny tifitra ny vatany, ary izay no tombanana ho nahafaty azy.

Tsy nisy nahafantatra azy izay rehetra nandalo ka mipetraka ny ahiahy. Efa eo ampelatanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha, ka ho fantatra miandalana ny tohiny sy ny momba ity olona hita faty ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa