Sambava : Niaraka nifety ny terak’Imady

  • mardi, 18 avril 2017 13:13
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Niara-nankalaza ny Alatsinainin’ny Paska ry zareo ao anatin’ny fikambanana Imady Tsinaimbalala Tokana, izay ahitana fianakaviana any amin’ny 2800 manerana ny faritra SAVA. Tonga teto Antohomaro Sambava izy ireo niaraka nifety.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa