Sambava : Nampidirina hopitaly tampoka ny Ben’ny Tanàna Toto François

  • mardi, 18 avril 2017 12:01
  • Britto

Tratry ny tsy fahasalamana ny alaitsinain’ny Paska ny Ben’ny Tanànan’ny Kaominina ambonivohitra Sambava ka nampidirina hopitaly ary voatery halefa hitsabo tena any Antananarivo anio.

 

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa