JICA : Nanolotra 45,214 miliara Yen hanamboarana ny seranan-tsambon’i Toamasina

  • vendredi, 24 mars 2017 10:08
  • Super User
  • Sary Njaka

Notontosaina omaly ny fanaovan-tsonia teo amin’ny ministeran’ny teti-bola sy ny JICA notarihin’ny filoha lefitra, Koshikawa Kazuhiko, izay nanolotra 45,214 miliara Yen, entina hanamboarana ny seranan-tsambon’i Toamasina izay anisan’ny seranana lehibe ho an’ny ekonomia manerana ny nosy.

Ny filoha lefitry ny JICA sy ny minisitry ny teti-bola Gervais Rakotoarimanana no nanao ny sonia tamin'izany.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.