Anosy: Fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny frankofônia

  • lundi, 20 mars 2017 20:00
  • Tigre
  • Sary Njaka

Nankalazaina androany faha 20 martsa ny andro iraisam-pirenena ho an’ny frankofônia, nisy ny lanonana izay natao noentina nankalazana izany andro izany, ka tonga nanotrona tao avokoa ireo avy amin’ny andrim-panjakana maro na Malagasy na vahiny.

Ny praiministra lehiben’ny governemanta sy ny minisitrin’ny raharaham-bahiny no nandray izany tao amin’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Anosy.

Nisy ihany koa ny fanolorana mariboninahitra ho an’ireo teratany vahiny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa