Fianarantsoa : Tolotanana Antsakabary

  • lundi, 20 mars 2017 14:17
  • Britto
  • Sary nomena

Hanatanteraka hetsika voin-kava-mahatratra hotanterahina amin’ny sabotsy 25 marsa ho avy izao ao amin’ny Lapan’ny Ankizy eo Ambalapaiso, ka anentanan’ny Vaomiera sosialin’ny Diosezy Katolika ny vahoakan’i Fianarantsoa sy ny tsara sitrapo rehetra hanampiana ireo Malagasy mpiray tanindrazana traboina noho ny doro trano nataon’ny Polisy tany an-toerana ny tapatapaky ny volana febroary 2017 lasa teo.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa