Sambava : Ady amin’ny aretina lefakozatra na polio

  • lundi, 20 mars 2017 14:00
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Miofana mandritra ny roa andro manomboka androany ireo mpiasan’ny serasersa aty SAVA. Tanjona ny hanamafisana ny fahaizamanao ho an’ireto mpanentana sy mpamokatra fandaharana amin’ny haino aman-jery amin’ny fifehezana ny lohahevitra mikasika ny Fanamafisana ny andron’ny vaksiny fanefitry ny lefakozatra na FAV/Polio araka ny toromariky ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.

Tonga nanokatra izany tamin ny fomba ofisialay ny talem-paritra ny fahasalamana SAVA, Dr Sevamanana Serzhino.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa