Galaxy Andraharo : Nirehitra alina ny orinasa SICOMA

  • lundi, 20 mars 2017 11:00
  • Super User
  • Sary Njaka

May kila tsy nisy noraisina intsony ny efitra 38 sy 39 an'ny orinasa Sicoma, izay misy ny Vao Line sy ny Produit Impec, alina tokony ho tamin'ny 8 ora. Tsy fantatra mazava ny niavian’ny afo fa na ny mpanao gazety tonga naka ny vaovao aza dia voaroaka ary tsy navela haka sary.

Niezaka ny namonjy ihany ny mpamonjiy voina saingy tsy nisy azo noraisina ireo entana tao anatiny, satria tsy naharaka ny rano nampiasaina.

Manodidina ny eo amin’ny 80 eo ho eo ny mpiasa miasa ao amin’ity orinasa ity ary vitsy amin’ireo no manana contrat.

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa