Didier Ratsiraka : Niarahaba an’i Ahmad voafidy ho filohan’ny CAF

  • lundi, 20 mars 2017 09:46
  • Britto
  • Sary nomena

Reharehan’ny Malagasy sy ny Firenena manontolo ny nahavoafidy an’i Ahmad ho filohan’ny Kaonfederasiona afrikana ny baolina kitra (CAF). Izy no Malagasy voalohany nitana izany andraikitra ambony amin’ny baolina kitra afrikanina izany.

Niarahaba sy nitsodrano azy ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa