Antsiranana: Fankalazana ny 8 marsa

  • dimanche, 19 mars 2017 18:32
  • Tigre
  • Sary nomena

Ny 18 marsa no nankalazaina teto Antsiranana ny Andro iraisam-pirenena momba ny vehivavy, izay tokony natao ny 8 marsa noho ny rivodoza Enawo.

Nitarika ireo vehivavy Mapar, TGV, CSANR nakalaza izany ny Solombavambahoaka voafidy teto Antsiranana I, Rahelihanta Jocelyne.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa