Antsalova : Niverina ny jiro rehefa tapaka nandritra ny 10 andro

  • dimanche, 19 mars 2017 17:36
  • Britto
  • Sary nindramina fampihaingoana

Simba nipoahan’ny varatra ny milina mpihary herinaratry ny Jirama Antsalova, ka tapaka nanaraka izay koa ny jiro.

Omaly sabotsy izany vao niverina nirehitra indray ny jiro, mandeha adin’ny 12 ora isan’andro aloha amin’izao, manomboka amin’ny mitatao vovonana ka hatramin’ny misasak’alina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa