Maroantsetra : Hatreto mbola tsy misy fanampiana voaray

  • samedi, 18 mars 2017 20:28
  • Britto
  • Tahirin-tsary Maroatsetra

Fivoriana sy fanaovana tomban’ny fahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Enawo no betsaka. Misy toerana eto Maroantsetra mbola feno rano manasa-dranjo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa