Mahajanga : Misy mamaritra ny “Jardin d’amour”

  • samedi, 18 mars 2017 19:45
  • Britto
  • Sary Sobika Mahajanga

Fananan’ny rehetra ny Jardin d’amour eto Mahajanga-be. Amin’izao fotoana izao anefa dia re fa misy mikasa ny hivarotra azy io amin’ny vahiny.

Ny alakamisy 16 marsa teo izao dia nisy andian’olona tonga nametraka baoriana miisa efatra be izao teny an-toerana. Taitra ireo mpivarotra sy ny olona manodidina nahita izany ka nanaitra ny rehetra ny amin'izany toe-javatra izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa