Toetr’andro : Mbola hisy erika rahampitso maraina

  • samedi, 18 mars 2017 19:18
  • Tigre

Fisiana andian-drahona mitoetra any an-dranomasina atsinanan'i Madagasikara, izay natosiky ny rivotra avy atsinanana na atsimo atsinanana ka tafiditra aty amin'ny faritry ny afovoan-tany no nambaran’ny teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro fa anton'io orana androany io. Mandalo izy io, hoy hatrany ny fanazavana.

Raha ny vinavinan’ny toetry ny andro ho an'ny rahampitso dia mbola hisy erika ihany ny maraina fa mandrahona amin’ny ankapobeny. Ny rivotra kosa dia mbola ho mafimafy kely ho an'ny afovoan-tany sy any atsimon'ny Nosy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa