Tanambao Besakay : Fanafihana mitam-piadiana naharatrana olona iray

  • vendredi, 17 mars 2017 16:14
  • Britto

Trano miisa telo no nasesin’ny andian-jiolahy notafihina teto Tanambao Besakay, Distrika Amparafaravola ny alin’ny omaly alakamisy tokony ho tamin’ny valo ora sy fahefany. Lehilahy iray naratra mafy tao anatin’izay, vola sy entana aman-tapitrisany no lasan’ireo jiolahy.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa