Tranombokim-pirenena: Hetsika ho an'ny traboina any Sambava

  • mercredi, 15 mars 2017 22:25
  • Britto
  • Sary Njaka

Mbola mitohy hatrany ny hetsika fanampiana ireo traboina any Sambava izay atao etsy amin'ny tranombokim-pirenena Anosy.

Hita navitrika tamin'ny fandraizana anjara tamin'izany ny Solombavambahoaka fantatra amin'ny hoe Zoky Vonjy.

Mitohy hatramin'ny Alahady ho avy izao moa izany hetsika izany.
Hatreto dia tsy mbola nisy fanampiana avy amin'ny fanjakana foibe tonga any an-toerana, na efa ihilana aza ny herin'andro nidiran'ny rivodoza ENAWO tany an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.