Toamasina: Tsy mandeha ny internet

  • lundi, 13 mars 2017 14:02
  • Tigre
  • Sary Sobika Toamasina

Gaga ny rehetra aty Toamasina raha maharay SMS avy amin'ireo tambazotra misahana ny internet fa efa mandeha ara-dalàna, araky ny hafatra SMS, ny internet, nefa ny orange na ny telma dia sokatra avokoa ny internet, tsy misy iasana hoy ireo miankina amin'izany.

Ny faktira anefa mitomboka ihany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.