Fenoarivo Atsinanana: Fankalazana ny andron'ny vehivavy
- samedi, 11 mars 2017 20:41
- Tigre
- Sary nomena
Notontosaina androany Asabotsy 11 marsa ny Fankalazana ny Fetin'ny Vehivavy Manerantany taty amin'ny Distrikan'ny Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjorofo raha tsy tontosa tamin'ny 08 mars lasa teo noho ny RIVODOZA izay nandalo taty Fenoarivo Antsinanana.
Anisan'ireo nanamarika izany sy hita nisongadina tamin’ny halavan'ny laharana ny Fikambanam-behivavy TGV ao amin'ny district Fénérive-Est, tarihin'i Présidente Départemental TGV Fénérive-Est ramatoa Angelica.
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/tselatra/item/11931-fenoarivo-atsinanana-fankalazana-ny-andron-ny-vehivavy.html#sigProGalleria8f00e56c4d
http://sobikamada.com/tselatra/item/11931-fenoarivo-atsinanana-fankalazana-ny-andron-ny-vehivavy.html#sigProGalleria8f00e56c4d
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.