Mahajanga : Nanolotra fanampiana ireo vehivavy voafonja ao Marofoto ny Club de supporteurs Andry Rajoelina

  • samedi, 11 mars 2017 14:23
  • Britto
  • Sary nomena

Tsy nanadino ireo vehivavy miisa 45 ao amin’ny fonjabe Marofoto ny fikambanana CSANR ( club des supporteurs d’Andry Rajoelina) tarihin'i Rakotomamonjy Julianah eto Mahajanga tamin’ny fankalazana ny andron'ny vehivavy 8 marsa fa dia tonga nanolotra fanampiana ireo vehivavy voafonja.

Vary, menaka, vatomamy sy bisiky, paty, sira vovony no natolotr'izy ireo tamin'izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.