Soanierana Ivongo: Novakiana ny vinany ampihena ny rano

  • mercredi, 08 mars 2017 11:34
  • Tigre
  • Sary Sobika Soanierana Ivongo

Nisaotra an'ireo tovolahy matanjaka ny teto an-tanana tokony tamin'ny 10 ora alina namaky ny vinany fa raha tsy izany dia dibo-drano ny fokontany Ambinany alina.

Maro ireo trano rava.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.