Fianarantsoa : Miditra amin'ny fampianarana nomerika ny SEMIPI

  • vendredi, 03 mars 2017 22:25
  • Britto

Mampiasa ny teknolojia vaovao sy niditra tao amin'ny fampianarana nomerika ny SEkoly MIaramilam-PIrenena tao anatin'ny taona vitsy.

Androany 03 marsa dia tonga nanolotra « tablette » ho ampiasain'ny mpianatra sy mpampianatra ny tale kabinetran'ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena.

Mitotaly 50 izany kojakoja informatika izany.

Ny hetsika dia mifanindran-dalana amin'ny fidinana ifotony izay tanterahan'ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena, Paul RABARY any Ambohimahasoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.